Andriamandisoarivo dia mpanjaka sakalava, zanak' Andriandahifotsy, rahalahin' Andriamanetriarivo, izay nandroaka azy tamin' ny taona 1685. Nianavaratra niaraka tamin' ny mpomba azy Andriamandisoarivo ka naharesy an' Ambongo, avy eo ny Antalaotran' ny Nosy Manja (helodranon' i Mahajamba) sy an' i Boina, ary nanorina ny Fanjakan' Iboina ka i Tongay no renivohiny[1].

Lisitry ny mpanjakan' i Boina

Loharano sy fanamarihana

  1. B. A. Ogot, Histoire générale de l'Afrique, vol. 5, UNESCO, 1999 (ISBN 978-92-3-201711-6, [tahiry]), p. 943.