Ny Antevato dia foko ao amin' ny vondrom-poko antemoro, ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny faritra Vatovavy-Fitovinany. Misy Antevato koa ny vondrom-poko antesaka.

Jereo koa

Foko ao amin' ny vondrom-poko antemoro

Boky azo anovozan-kevitra