Buchnera hispida

Buchnera dia karazana zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Orobanchaceae (Scrophulariaceae teo aloha) izay misy karazany 138. Ny karazana fantatry ny maro dia Buchnera americana L..

Amin' ny teny malagasy izy dia mahafaoka ireo atao hoe tambolo na tamboro (Buchnera hispida: tamborintintina, tamborokijoa, tamborotintina; Buchnera leptostachya: ambavo, laingo, tambolokisoa, tongotaintaina; Buchnera teptostachia: tambolo)

Buchnera linearis

Ny karazana Buchnera dia mitsinjara maneran-tany indrindra amin' ny faritra trôpikaly rehetra: Afrika Trôpikaly sy Atsimo, Madagasikara, Saikanosy Arabo Azia Trôpikaly, Aostralia; ary any Amerika Avaratra.

Karazana: