Faritra Analamanga
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antananarivo | ||
Renivohi-paritra | Antananarivo | ||
Distrika | 8 distrika | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 17 445 km2 | ||
Isam-ponina | 2 650 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 151,91 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny Faritra Analamanga dia faritra eto Madagasikara izay misy an' Antananarivo izay sady renivohitry ny faritra no renivohitr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antananarivo.
Misy distrika valo ao anatiny dia misy 134 kaominina. Ireto ny distrika misy ao Analamanga :
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
Lahatsoratra samihafa
Didy aman-dalàna