Freelang dia tranonkala manome rakibolana sy loharanon-karena momba ny fiteny.
Mahita rakibolana fandikana-teny eo amin'ny Freelang (Frantsay/teny hafa) azo tsidihana na alaina am-pahalalàna. Hoatry ny rindrankajy mandeha amin'ny Windows ny rakibolana iray, azo ametrahana lisitrana teny.
Misy rakibokana 189 azo alaina any, betsaka amin'ireo ny tenim-paritra.