Ny lambo (Potamochoerus larvatus) dia karazam-biby[1] misy nono tahaka ny kisoa, fahita any an' ala, izay tena mpanimba ny fambolena.