Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.


   Ilaina dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity. Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana
nify

Ny nify dia taova misy taolana, mafy, miloko fotsy, misy couronne sy misy fakany (racine). Ny nify dia ilaina mba ahafahana manapaka, mandrovitra, manapotika na manamontsamontsana ny sakafo izay tafiditra ao am-bava ka hanamora ny fitelemana sy ny fandevonana azy.

Fiziolojia

Anisan'ny taova mafy indrindra ny nify, ny antony mahamafy azy dia ilay bakoly na koa "email" mandrakotra ny faritra ivelany. Mahatanty afo izy ary ampiasaina amin'ny « medecine medico-legale ».

Karazana nify

Radiografiana nify. Hita eto daholo ny nify

1-....(Incisive) 2-Vangy(Canine) 3-Vazana(Molaire) 4-Fara-vazana(Pre-molaire)

Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.