Ny tononkalo dia karazan-dahabolana na lahatsoratra natao andalana mifanarakaraka (na mifanaingintaingina) misy ngadona sy firindrana ary fitsipika mifehy ny fiafaran' ny andalana tsirairay mbamin' ny fomba hahakanto azy sady miompana amin' ny lohahevitra iray no natao hiantefa amin' ny saina sy ny fihetseham-po.