Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Alika
Ny alika na amboa dia biby mampinono, mihinana hena. Fiompy ka lazaina fa isan'ny tena namana akaiky ny olombelona. Antsoina ihany koa hoe amboa. Vovò no filaza ny feony.