Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Ny demografia dia fikarohana siantifika mikasika ny fiovan'ny mponina araka ny fiterahana, fahafatesana, fifindra-monina, ary ny fahanterana. Ny demografy dia misy ifandrasana amin'ny fanabeazana, firenena, finoana, ary ny fihaviana.

!