Fahazavana

Misy dikany maro ka jereo ny fehezanteny mety aminao.

Ny fahazavana dia anjanandrianaratra hitan'ny maso. Ny anjanandrianaratra ampiasaina amin'ny radiô izany dia fahazavana tsy hita maso.

Ho an'ny tia fizika dia jereo koa Electromagnetic_spectrum