I Faraony

I Faraony dia reniranon' i Madagasikara ao amin' ny faritra Fitovinany, ao amin' ny faritanin' i Fianarantsoa, izay mivarina avy ao afovoan-tany mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. 150 km ny halavany.[1]

Jereo koa

  1. Le Canal de Pangalane, E Madagascar