Ny fiteny arameana samaritana na fiteny samaritana dia fiteny ao amin' ny sampan' ny fiteny arameana antenatenany, fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny semitika. Fiteny velona nandritra ny taonjato maromaro tany Palestina ny fiteny arameana samaritana, ankehitriny dia tsy ampiasaina afa-tsy amin’ ny fanompoam-pivavahana sy ho fitenim-pivavahana ho an' ny Samaritana izay mampiasa ny fiteny arabo sy ny fiteny hebreo ho fiteny andavanandro.

Tantara

Azo zaraina ho vanim-potoana telo ny tantaran' ny fiteny arameana samaritana:

Jereo koa