Java Afovoany

I Java Afovoany, amin' ny teny indôneziana Jawa Tengah, dia faritany iray any Indônezia. Mamaritra azy avy ao atsinanana ny faritanin' i Java Andrefana, ao avaratra ny Ranomasin' i Java, ao atsinanana ny faritanin' i Java Atsinanana, ary ao atsimo fari-tany manokan' i Yogyakarta sy ny Ranomasimbe Indiana. I Semarang no renivohiny. Ny tanàna faharoa ao amin' io ofaritany io dia i Surakarta, izay misy ny lapa-mpanjaka.

Fizaràm-paritra

[hanova | hanova ny fango]
Fizaràm-paritr' i Java Afovoany

Misy kabupaten (fizaràn' ny faritany) miisa 29 ny ao Java Afovoany, ka ireto avy izany:

ary misy kota (tanàna lehibe) enina, dia ireto: