Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny kajimirindra na koa informatika (amin'ny teny frantsay informatique; amin'ny teny anglisy computer science) dia taranja ara-tsiansa mikasika ny fikajikajiana ny data. Ny mpahay kajimirindra dia olona manam-pahaizana amin'ny teôrian'ny fikajina ary amin'ny fanatontosana rafitra mikajy.

Jereo