Ny Maromokotro dia ilay tendrombohitra ambony indrindra any Madagasikara ny haavony dia 2876 metatra.