Ny logo an'i Microsoft Windows

Microsoft Windows dia mpandrindra milina amboarin'ny orinasa informatika Microsoft, izay natao ho an'ireo solosaina mahazaka PC. Io no mpandimby ny MS-DOS. Nanomboka tamin'ny taona 1990 ary indrindra indrindra tamin'ny fivoahan'ny Windows 95, nahita fahombiazana lehibe izy. Ny anisan'ny antony nahomby azy dia ireo fifanarahana nataony tamin'ireo mpanamboatra solosaina izay mandrara an'ireo mpanamboatra solosaina ireo mametraka mpandrindra milina hafa afatsy Microsoft Windows (raha tsy izany dia hiharan'ny sazy ara-bola). Efa napetraka eo amin'ny solosaina PC rehetra izay varotana Windows ; ary noho ny fifanarahana, tsy omen'ireo mpanao solosaina safidy ny mpividy solosaina.

Sampana efatra no ananan'i Windows :

Ireo mpandrindra milina amin'ity sampana ity dia Windows NT, Windows XP, Windows Vista ary Windows 7.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]