|
Philipp Melanchthon
|
Ankapobeny
|
Anarana |
Philipp Melanchthon
|
Teraka |
16 Febroary 1497
|
Maty |
19 Aprily 1560
|
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Firenena |
Alemaina
|
Asa : |
- mpahaikintana
- mpanao asa soratra
|
Fiainana manokana
|
|
I Philipp Melanchthon dia mpanao asa soratra ary teôlôjiana alemàna, teraka tamin' ny 16 Febroary 1497 ary maty tamin' ny 19 Aprily 1560. Manana ny mari-pahaizan' ny dôktera an-teôlôjia izy sady nampianatra tamin' ny oniversite, mpianatr' i Martin Lotera, sady fantatra indrindra tamin' ny nampandriany an-tsoratra ny Confessio Augustana (izay atao amin' ny teny malagasy hoe Kônfesiôna Aogostana na Kônfesiônan' i Aogosborga) tamin' ny taona 1530, izay isan' ireo lahatsoratra manan-danja indrindra ao amin' ny loteranisma.