Stratocumulus, hita avy amin'ny fiaramanidina
Ny karazan-drahona

Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin' ny habakabaka. Voatazon' ny hery fanintoanan' ny tany ny rahona mba tsy handositra any amin' ny habakabaka. Ny nefôlôjia fandinihana rahona, dia ratsana hafan' ny toetrandro.

Filaharana

Lahatra A (rahona avo haambo : 5 - 15 km)

Lahatra B (rahona anivo haambo : 5 - 8 km)

Lahatra C

Karazan-drahona amin'ny lahatra C Swifts Creek, Victoria, Australia

Lahatra D

Rahona hafa

Loko

Rahona sy toetr'andro

Fajiry hafa

Jereo koa

Hijery « rahona » any amin'ny Wikibolana.

Rohy ivelany

Miteny frantsay

Miteny anglisy

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.