Ny Fotografia na ny hoe Sary dia fomba entina hananganana ny sary, na azo adika hoe sary izay notifirina ka azo raisina antanana. Betsaka ny karazana sary : sary nomerika, sary soikitra, sary vita amin'i loko, sary 3D,...sns. Ary tafiditra ho anisan'ireo art Malagasy koa ny sary.
Ny teny hoe photografia dia niainga avy tamin'ny tsiry kevitra manam-pahaizana i John Herschel ka azo adika amin'ny teny Grika araka izao hitan-tsika izao :
Azo adika tsotra ny fotografia dia fandokona sary.