Ny Trinitera na Fikambanan'i Trinite dia Fikambanan-drelijiozy Katolika izay natsangan'i Md. Jean de Matha tamin'ny taona 1194.