Voankazo

Ny voankazo dia ny atodinaina masaka miaraka amin' ny voniny eo amin' ny voninkazo.

Voanana sy ny voankazo

Betsaka ny voankazo sokajiana ho voanana rehefa atao sakafo. Ohatra ny kitsaotsao, ny voatavo, ny voatabia, ny sakay, ny baranjely. Ny robarba koa dia sokajiana ho voankazo. Ary ny karaoty koa dia sokajiana ho voankazo kanefa dia vokatra anaty tany.

Voankazo tsy misy voniny

Ny voankazo tsy misy voniny dia tian' ny olona ary mora lafo. Ohatra ny akondro, mananasy, voaloboka, sns.

Fahalehibiazan'ny voankazo

Rohy ivelany

Miteny anglisy