Hopetoun Falls, any Aostralia

Ny zavaboary dia tontolo tsy nokasihan' ny olombelona. Ny teny mifanohitra amin' ny hoe zavaboary dia tontolo namboarina, izany hoe tontolo namboarin' ny olombelona toy ny saha, ny trano na ny tanàna.

Ho an' ny olona vitsivitsy, misy hasarotana eo amin' ny teny "ara-javaboary", satria ny zavaboary dia matetika voakasiky ny hetsikan' ny olombelona, na avy hatrany na tsia.

Fandaharana

Ny bolantany enina : voany anaty (1) ; voany ivelany (2) ; kapaoty ambany (4) ; kapaoty ambony (5) ; litôsfera (6) ; hero-tany (6)

Ny siansan' ny tany dia mahalala bolantany efatra: ny litôsfera, ny hidirôsfera, ny soson-drivotra ary ny biôsfera; ireo bolantany efatra ireo dia mifandrify amin' ny vato, ny rano, ny rivotra ary ny fiainana.

Ny taranja siantifika lehibe mikasika ny tany dia ny jeôgrafia, ny jeôlôjia, ny jeôfizika ary ny jeôdezia. Ireo taranja ireo dia mampiasa ny fizika, ny simia, ny biôlôjia, ny krônôlojia ary ny matematika mba hametraka ny taranja na fandrafetan' ny tany sy ny fahazoana azy tsara.

Hetsika jeôlôjika

Ny rano eto an-tany

Atmôsfera

Fiainana

Ekôsistema

Faritra biôlôjika

Tsingerina biôjeôsimika

Rafitra

Fanangonana

Tsingerina lehibe

Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.