Fitsinjaran'ireo fiteny na-dene talohan'ny nahatongavan'i Kristofera Kolombo tany Amerika.

Ny fiteny na-dene dia fianakaviam-piteny amerindiana izay tenenina indrindra ao Alaska sy ao amin' ny faritra andrefana ao Kanada, ary ao amin' ny faritra atsimo-andrefana ao Etazonia. Ahitana ny sampam-piteny atapaskana sy ny sampam-piteny eiaka ary ny sampam-piteny tlingita io fianakaviam-piteny io.

Jereo koa

Fiteny amerindiana

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny