Ny haisoratra na literatiora dia vondron' asa vita teny. Soratana ny ankamaroan' izy ireo fa misy ihany koa ireo tenenina. Ny literatiora dia ny asa fanaovana tononkalo sy haisoratra tsara endrika.