Ny haitsikerafiteny na haiteny dia ny fandinihana ny fitenin' ny olombelona. Izay no mampiavaka azy amin' ny fitsipi-pitenenana izay mamisavisa ny fomba fiasan' ny fiteny iray. Ny mpahaitsikerafiteny (na mpahay teny) voalohany dia ny indianina Panini izay nanoratra ny boky hoe Ashtadhyayi izay lahatsoratra mikasika ny fandinihana ny fiteny sanskrity.

Ireto ny sasany amin' ny mpahaiteny malaza: André Martinet

Jereo koa