Torah samaritana ao amin'ny sinagogan'i Gerizima.

Ny Baiboly samaritana na Torah samaritana na Pentateoka samaritana dia ny soratra masin' ny fivavahana samaritana izay tsy ahitana boky hafa ao amin’ny Baiboly jiosy (Tanakh) afa-tsy ny Lalàna (Torah) na ny Pentateoka. Voasoratra amin' ny fiteny hebreo samaritana sy amin’ ny abidy samaritana (karazan' ny abidy hebreo taloha) izany Baiboly izany.

Misy fahasamihafana ny votoatin' ny Torah hebreo sy ny Torah samaritana.

Jereo koa

Endrika:References