Satorina (marika: ) dia fajiry fahaenin'ny rafitry ny masoandro. Izy io no fajiry faharoa lehibe indrindra ao amin'ny rafitry ny masoandro.