Ny fajiry Venosy.

Venosy (marika: ♀) dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidin'ny manodidin'ny Masoandro. Ny halavirany amin'ny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevin'ny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo amin'ny 465°C hatramin'ny 490°C ny mari-pana eo amin'ny troposferan'ilay fajiry.

Ny tsindry amin'ny faritra ambanin'ny troposfera dia eo amin'ny 92 bar (in-92 ny tsindrin'ny soson-drivotry ny tany), 95% ny tahan'ny diôksida karbônan'ilay soson-drivotra.

Ny herin-kazavany dia eo -4,6.

Rohy ivelany

Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJopiteraSatorinaOranosyNeptona
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
   Ilaina dikaina amin'ny teny malagasy ity lahatsoratra ity Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity. Ary mety ity takelaka ity ny foton'io takelaka hitanao io. Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana