Ny Rabialaoaly dia volana faha-3 ao amin' ny tetiandro mozilmana. Amin' ny teny arabo dia atao hoe ربيع الأول / Rabīʿ al-ʾawwal, izay midika hoe "voalohany amin' ny lohataona" io volana io.

Jereo koa