Ny Rabiatany dia volana faha-4 ao amin' ny tetiandro mozilmana. Atao hoe ربيع الثاني / Rabi`a ath-thani izy amin' ny teny arabo. Indraindray koa izy io dia atao hoe ربيع الآخر / Rabi` al-akhir.

Jereo koa