Ny helodrano dia velaran-drano (farihy na ranomasina) mandroso anaty tany. Matetika dia kely koko noho ny hoala ny helodrano.