Heniheny ao Slidell (Louisiana, Etazonia)

Ny heniheny dia velaran-tany mando izay anirian' ny zavamaniry amin' ny ampahany sady misy ranovory amin' ny ilany na eo afovoany.

Teny malagasy

Famaritana

Ny heniheny dia "tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra"[1].

Teny mitovitovy hevitra

Jereo koa

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha

Loharano sy fanamarihana

  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Heniheny" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.
  2. Rajemisa-Raolison Régis, "Honahona" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.