Loharano ipoiran' ny renirano Jaur (Saint-Pons-de-Thomières), Hérault, France.

Ny loharano dia rano mipoitra avy amin' ny toerana iray anombohan' ny fikorianan' ny ranomandeha (renirano, sakelidrano, sns).

Famaritana

Ny loharano dia "rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony"[1].

Jereo koa

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha

Loharano sy fanamarihana

  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Loharano" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.