Honahona ao Florida, any Etazonia

Ny honahona dia velaran-tany misy zavamaniry amin' ny ampahany sady ahitana heniheny.

Teny malagasy

Famaritana

Ny honahona dia "fotaka malemy sy mandrevo ary lalina"[1].

Teny mitovitovy hevitra

Jereo koa

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha

Loharano sy fanamarihana

  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Honahona" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.
  2. Rajemisa-Raolison Régis, "Heniheny" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.