Faritra Diana
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Antsiranana
Renivohi-paritra Antsiranana
Distrika Antsiranana I, Antsiranana II, Ambilobe, Ambanja, Nosy Be
Lehiben'ny faritra Colonel Antilahy Martial Michel
Fianarana no lova tsara
Velarantany 19 266 km2
Isam-ponina (2010) 719 000 mpo.
Hakitroky ny mponina (2010) 37,32 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----
Résidence Région Diana

Ny faritra Diana dia faritra any avaratra amin' i Madagasikara ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, izay fikambanan' ny distrikan' i Antsiranana I, Antsiranana II, Ambilobe, Nosy-Be, ary Ambanja.

Distrika sy kaominina

Distrika

Ireto ny distrika sy kaominina ao amin' io faritra io:

Kaominina

Ireto kaominina ao amin' io faritra io isaky ny distrika:

Distrikan' Antsiranana I

Distrikan' Antsiranana II

Distrikan' Ambilobe

Distrikan' Ambanja

Distrikan' i Nosy Be

Helodrano

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.