Faritra Melaky
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Mahajanga | ||
Renivohi-paritra | Maintirano | ||
Distrika | 5 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 38 852 km2 | ||
Isam-ponina (2014) | 297 446 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina (2014) | 7,66 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny Faritra Melaky dia faritra ao andrefana amin' i Madagasikara, tafiditra ao anatin' ny faritanin' i Mahajanga.
Faritra efatra no mifanolobodirindrina amin' ny faritra Melaky: i Boeny no ao avaratra, i Betsiboka sy i Bongolava no ao atsinanana, i Menabe no ao atsimo.
Mizara ho distrika dimy ny faritry Melaky ary i Maintirano no renivohitry ny faritra.
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
Lahatsoratra samihafa
Didy aman-dalàna
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Faritra Melaky |
|