Faritra Menabe
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Toliara
Renivohi-paritra Morondava
Distrika 5
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 46 121 km2
Isam-ponina 700 577 mpo.
Hakitroky ny mponina 15,19 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny Faritra Menabe dia faritra ao amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara, tafiditra ao anatin' ny faritanin' i Toliara.

Jeôgrafia

Tombanana ho 700577 ny mponina ao tamin' ny 2018, ary 46 121 km2 kosa ny velarantany.

Distrika sy kaominina

Distrika

Misy distrika dimy ny faritra ary i Morondava no renivohitra.

Kaominina

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Belo-Tsiribihina

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Belo-Tsiribihina: Ambiky - Amboalimena - Andimaky Manambolo - Ankalalobe - Ankiliroroka - Ankirondro - Antsoha - Belinta - Belon' i Tsiribihina - Berevo - Beroboka - Masoarivo - Tsaraotana - Tsimafana

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Mahabo

Indreto ny kaominina ao amin' i Mahabo: Ambia - Ampanihy - Analamitsivala - Ankilivalo - Ankilizato - Befotaka - Beronono - Mahabo - Malaimbandy - Mandabe - Tsimazava

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Manja

Indreto ny kaominina ao amin' i Manja: Andranopasy - Ankiliabo - Anontsibe Centre - Beharona - Manja - Soaserana

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Miandrivazo

Indreto ny kaominina ao amin' i Miandrivazo: Ambatolahy - Ampanihy - Ankavandra - Ankondromena - Ankotrofotsy - Anosimena - Bemahatazana - Betsipolitra - Dabolava - Isalo - Itondy - Manambina - Manandaza - Miandrivazo - Soaloka

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Morondava

Indreto ny kaominina ao amin' i Morondava: Analaiva - Befasy - Belo sur Mer - Bemanonga - Morondava

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Fanjakana sakalava:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Disy aman-dalàna



Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.