Faritra Vatovavy
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Fianarantsoa | ||
Renivohi-paritra | Mananjary | ||
Distrika | 3 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | Tsy fantatra | ||
Isam-ponina | 705 675 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | |||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny Faritra Vatovavy dia faritra eto Madagasikara. I Mananjary no renivohiny. Niforona tamin' ny fizaràna ny Faritra Vatovavy-Fitovinany teo aloha tamin' ny 16 Jona 2021 ity faritra ity, izay ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Mizara ho distrika telo i Vatovavy, izay misy kaominina miisa 58.
Mamakivavy azy ny renirano Namorona sy Mananjary (ony). Misy lalam-by mirefy 180 km mampitohy azy amin' i Fianarantsoa. Ao koa no ahitana ny Valan-javaboarin' i Ranomafana.
Indreto ireo distrika telo ao amin' ny Faritra Vatovavy:
Indreto ny kaominina isaky ny distrika ao amin' ny Faritra Vatovavy:
Ambohimanga Sud · Ambohimiera · Analampasina · Androrangavola · Antaretra · Antsindra · Fasintsara · Ifanadiana · Kelilalina · Maroharatra · Marotoko · Ranomafana · Tsaratanana
Ambalahosy Nord · Ambodinonoka · Ambohimiarina II · Ambohinihaonana · Andonabe · Andranambolava · Anosimparihy · Antsenavolo · Kianjavato · Mahaela · Mahatsara Iefaka · Mahatsara Sud · Mahavoky Nord · Manakana Nord · Mananjary · Marofototra · Marokarima · Marosangy · Morafeno · Namorona · Sandrohy · Tsaravary · Tsiatosika · Vatohandrina · Vohilava
Ambahy · Ambodilafa · Ampasinambo · Androrangovola · Befody · Fiadanana · Nosy Varika · Sahavato · Soavina Est · Vohilava · Vohindroa · Vohitrandriana
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
Lahatsoratra samihafa
Didy aman-dalàna