Faritra Sofia
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Mahajanga | ||
Renivohi-paritra | Antsohihy | ||
Distrika | 7 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 52 504 km2 | ||
Isam-ponina | 940 800 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 17,92 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | 14,52 47 Atsimo | ||
Laharan-jarahasina | 47.59 15 Antsinana | ||
Ny Faritra Sofia dia faritra any avaratra-andrefana amin' i Madagasikara ao anatin' ny faritanin' i Mahajanga, mizara sisintany amin' ny faritra Boeny amin' ny tapany andrefana, avatra mizara amin' ny faritra Diana ary atsinana dia mizara amin' ny faritra Alaotra-Mangoro. Ny renivohitr' io faritra io dia Antsohihy, misy mponina miisa 940 800 tamin' ny taona 2004, ary mirefy 52 504 km2 ny velarany. Misy distrika 7 ary manana kaominina 108 izy.
Ny renirano antsoina hoe Sofia ao amin'io faritra io no nanome azy ny anarany.
Ny faritra Sofia dia valahan' ny sahan-drano avaratra-andrefana sy ny afovoantan' i Madagasikara. Manana velarana mirefy 52 504 km2 ary mponina 940 800 eo. Any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' ny disitirikan' i Mandritsara dia tena ahitana orana matetika.
Faritra Sofia dia faritra ipetrahan' ireo foko tsimihety,
Mitsinjara toy izao manaraka izao ny disitrika sy ny kaominina ao amin' ny faritra Sofia:
Faritany sy faritra eto Madagasikara:
Lahatsoratra samihafa
Didy aman-dalàna